Merge pull request #654 from rootkit7628/master

Add translation support for malagasy langage from Madagascar
pull/662/head
Igor Chubin 3 years ago committed by GitHub
commit 07666d9656
No known key found for this signature in database
GPG Key ID: 4AEE18F83AFDEB23

@ -0,0 +1,66 @@
Fampiasana azy:
$ curl wttr.in # toetr'andro eo amin'ny toerana misy anao
$ curl wttr.in/antananarivo # totr'andro any Antananarivo
Karazana toerana azo ampesaina:
/fianarantsoa # nom de la ville
/~Eiffel+tower # anaran-toerana rehetra
/Москва # anarana Unikody na anaran-toerana rehetra amin'ny fiteny rehetra
/tnr # kaody ny seranam-piaramanidina (litera 3)
/@stackoverflow.com # anarana domaina (rohy)
/94107 # Kaody postaly (hoan'ny Etazonia iany)
/-78.46,106.79 # coordonnées GPS
Toerana somary miavaka:
/moon # Dignana ny volana(ampio ,+US ou ,+France raha toa ka misy toerana mitondra anio anarana io)
/moon@2016-10-25 # Dignana ny volana hoan'ny daty iray(@2016-10-25)
Refy:
?m # rafitra metrika (fampiasain'ny rehetra afatsy ny Amerika Avaratra)
?u # USCS (Fampiasan'ny Etazonia)
?M # mampiseho ny hafainganam-pandehan'ny rivotra amin'ny metatra isan-segondra
Fomba fampisehoana:
?0 # androany fotsiny
?1 # androany sy rampitso
?2 # androany miampy roa andro
?n # kinova fohy (atoandro sy ariva fotsiny)
?q # kinova tsotra (tsisy "Vinavina ny totrandro androany")
?Q # version super-silencieuse (pas d'en-tête "Prévisions météo pour", pas de nom de la ville)
?T # séquences d'échappement pour terminaux désactivées (pas de couleurs)
Fomba fampisehoana sary PNG:
/antananarivo.png # mamoka sary PNG
?p # manisy kadra manodidina ilay seho mivoaka
?t # transparency 150 (fangaraharana 150)
transparency=... # fangaraharana ao anatin'ny 0 atramin'ny 255 (255 = tsisy fangaraharana)
Manambatra anireo safidy:
/antananarivo?0pq
/antananarivo?0pq&lang=mg
/antananarivo_0pq.png # raha toa ka mampiasa fampisehoana aminn'ny sary PNG dia asina tsipik'ambany `_` manelanelana azy
/Rome_0pq_lang=it.png # ireo safidy lava dia sarahina amin'ny tsipik'ambany `_` ian'ny koa
Toerana:
$ curl fr.wttr.in/antananarivo
$ curl wttr.in/antananarivo?lang=mg
$ curl -H "Accept-Language: mg" wttr.in/paris
Langues supportées:
FULL_TRANSLATION (Voadika teny tanteraka)
PARTIAL_TRANSLATION (Voadika teny ampahany)
URLs particulières:
/:help # mampiseho ito pejy ito
/:bash.function # sosokevitra fonction bash wttr()
/:translation # mampahafantra ny momba ny fandikanteny ao amin'ny wttr.in

@ -0,0 +1,77 @@
: Oram-be manavandra sy oram-baratra : Heavy rain and hail with thunderstorm
: Oram-be sy oram-baratra : Heavy rain with thunderstorm
: Oram-baratra malefaka sy manavandra : Light rain and hail with thunderstorm
: Orana malefaka sy ranomandry : Light rain and snow shower
: Oranam-baratra malefaka : Light rain with thunderstorm
: Orana malefaka ranomandry : Light snow shower
: Zavona ampahany : Partial fog
: Oram-baratra manavandra : Rain and hail with thunderstorm
: Zavona malefaka : Shallow fog
: Zavona : Smoke
: Oram-baratra : Squalls
: Orages proches : Thunderstorm in vicinity
: Oram-panala : Snow
: Orana : Rain
: Orana malefaka : Light Rain, Rain Shower
: Ranonorana : Rain Shower
: Vongan-zavona : Patches of fog
: Pitipitik'orana : Drizzle
: Pitipitik'orana : Light drizzle
: Oram-panala mitsoka ambany : Low drifting snow
: Oram-panala malefaka : Light rain and snow
: Oram-be manakaiky : Shower in vicinity
: Oram-baratra : Rain with thunderstorm
: Oram-be sy oram-panala : Rain and snow shower
: Ora-mikija : Thunderstorm
: Pitipitik'orana : Drizzle and rain
: Oram-be manavandra : Hail with thunderstorm
: Zavona : Haze
: Zavona arahin'orana : Light drizzle and rain
: Ora-mikija, orana malefaka et avandra / Oram-panala : Light rain and small hail/snow pallets with thunderstorm
113 : Tsara ny andro : Clear
113 : Masoandro mibalika : Sunny
116 : Rakodrahona ampahany : Partly cloudy
119 : Rakodrahona : Cloudy
122 : Manjombona : Overcast
143 : Zavona : Mist
176 : Mety hanorana matevina : Patchy rain possible
179 : Mety hisy oram-panala matevina : Patchy snow possible
182 : Mety hanerika kely : Patchy sleet possible
185 : Mety hisy zavona mandry sy matevina : Patchy freezing drizzle possible
200 : Mety hisy Ora-mikija : Thundery outbreaks possible
227 : Oram-panala : Blowing snow
230 : Tafiotranorampanala : Blizzard
248 : Zavona : Fog
260 : Zavona mangatsiaka : Freezing fog
263 : Zavona matevina : Patchy light drizzle
266 : Zavona malefakaa : Light drizzle
281 : Zavona mandry : Freezing drizzle
284 : Zavona mangatsika mafy : Heavy freezing drizzle
293 : Orana matevina : Patchy light rain
296 : Orana malefaka : Light rain
299 : Orana malefaka miverimberina : Moderate rain at times
302 : Orana malefaka : Moderate rain
305 : Oram-be miverimberina : Heavy rain at times
308 : Oram-be : Heavy rain
311 : Orana mangatsiaka : Light freezing rain
314 : Orana malefaka na mafy mangatsiaka : Moderate or heavy freezing rain
317 : Tafiotranorampanala maivana : Light sleet
320 : Tafiotranorampanala malefaka na mafy : Moderate or heavy sleet
323 : Oram-panala matevina : Patchy light snow
326 : Oram-panala maivana : Light snow
329 : Oram-panala malefaka : Patchy moderate snow
332 : Latsakoram-panala malefaka : Moderate snow
335 : Oram-panala mavesatra sy matevina : Patchy heavy snow
338 : Oram-panala mafy : Heavy snow
350 : Pitipitika ranomandro : Ice pellets
353 : Oram-be malefaka : Light rain shower
356 : Orana antoniny sy mavesatra : Moderate or heavy rain shower
359 : Oram-be mikija : Torrential rain shower
362 : Pitipitik'oram-panala mikija : Light sleet showers
365 : Pitipitik'oram-panala malefaka na mavesatra : Moderate or heavy sleet showers
368 : Pitipitik'oram-panala maivana : Light snow showers
371 : Rotsak'oram-panala maivana sy mavesatra : Moderate or heavy snow showers
386 : Oram-baratra matevina : Patchy light rain with thunder
389 : Oram-baratra malefaka na mavesatra : Moderate or heavy rain with thunder
392 : Rotsak'oram-panala maivana arahim-baratra : Patchy light snow with thunder
395 : Rotsak'oram-panala malefaka na mavesatra arahim-baratra : Moderate or heavy snow with thunder
Loading…
Cancel
Save